The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 13 › Bokin'ny Ohabolana 13:24

Bokin'ny Ohabolana 13:24

Izay mitsitsy ny tsorakazony dia tsy tia ny zanany; Fa izay tia zanaka dia manafay azy, raha mbola kely.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He that spareth his rod hateth his son: but he that loveth him chasteneth him betimes.

In Context

23Ny tanin’ ny malahelo izay voasa dia ahazoana hanina be; Fa maro no ringana noho ny fanaovan’ izay tsy rariny.

25Ny marina mihinana ka voky tsara; Fa noana ny kibon’ ny ratsy fanahy.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 13

Cross References

Proverbs 3:12Fa izay tian’ i Jehovah no anariny, Dia tahaka ny ataon’ ny ray amin’ ny zanaka tiany.

Proverbs 19:18Faizo ny zanakao, fa mbola misy azo antenaina ihany, Nefa aza dia entim-po loatra, fandrao mahafaty azy.

Proverbs 23:13Aza tsy manafay zanaka, Fa tsy dia ho faty izy tsy akory na dia asianao ny hazo aza;

Proverbs 29:17Faizo ny zanakao, dia ho famelombelomana ny fonao izy Sy ho fifalian’ ny fanahinao.

Hebrews 12:6Fa izay tian’ i Jehovah no faizany, Ary izay zanaka rehetra raisiny no kapohiny”.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 13:24

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 13:23Bokin'ny Ohabolana 13Bokin'ny Ohabolana 13:25 →