Bokin'ny Ohabolana 3:19
Fahendrena no nanorenan’ i Jehovah ny tany, Ary fahalalana no nampitoerany ny lanitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The LORD by wisdom hath founded the earth; by understanding hath he established the heavens.
In Context
Read all of Bokin'ny Ohabolana 3
Cross References
Job 38:4Taiza ary ianao, fony Aho nanorina ny tany? Ambarao, raha hainao.
Psalms 136:5Izay nanao ny lanitra tamin’ ny fahendrena (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Proverbs 8:29Raha nanisy faritra ho an’ ny ranomasina Izy, Mba tsy hahazoan’ ny rano mihoatra ny fetrany, Ary nandidy ny amin’ ny fanorenan’ ny tany,
Jeremiah 51:15Dia Ilay nanao ny tany tamin’ ny heriny sy nampiorina izao tontolo izao tamin’ ny fahendreny ary namelatra ny lanitra tamin’ ny fisainany.