The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 3 › Bokin'ny Ohabolana 3:18

Bokin'ny Ohabolana 3:18

Hazon’ aina ho an’ izay rehetra mifikitra aminy izy; Ary izay rehetra mitana azy no hatao hoe sambatra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

She is a tree of life to them that lay hold upon her: and happy is every one that retaineth her.

In Context

17Làlana mahafinaritra ny lalany, Ary fiadanana ny alehany rehetra.

19Fahendrena no nanorenan’ i Jehovah ny tany, Ary fahalalana no nampitoerany ny lanitra.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 3

Cross References

Genesis 2:9Ary nampanirin’ i Jehovah Andriamanitra teo amin’ ny tany ny hazo rehetra izay maha-te-hizaha sady tsara ho fihinana, ary ny hazon’ aina teo afovoan’ ny saha sy ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy.

Proverbs 8:32Koa mihainoa ahy ianareo, anaka; Fa sambatra izay manaraka ny diako;

Proverbs 13:12Ny fanantenana tsy azo vetivety dia mankarary am-bavafo; Fa hazon’ aina ny faniriana tanteraka.

Revelation 2:7Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ ny Fanahy amin’ ny fiangonana. Izay maharesy dia havelako hihinana ny avy amin’ ny hazon’ aina, izay eo amin’ ny Paradisan’ Andriamanitra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 3:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 3:17Bokin'ny Ohabolana 3Bokin'ny Ohabolana 3:19 →