The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 136 › Bokin'ny Salamo 136:5

Bokin'ny Salamo 136:5

Izay nanao ny lanitra tamin’ ny fahendrena (Fa mandrakizay ny famindram-pony),

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

To him that by wisdom made the heavens: for his mercy endureth for ever.

In Context

4Izy irery no Mpanao fahagagan-dehibe (Fa mandrakizay ny famindram-pony),

6Izay namelatra ny tany ho ambonin’ ny rano, (Fa mandrakizay ny famindram-pony),

Read all of Bokin'ny Salamo 136

Cross References

Genesis 1:1Tamin’ ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany.

Genesis 1:8Ary Andriamanitra nanao ny habakabaka hoe lanitra. Dia nisy hariva, ary nisy maraina, andro faharoa izany.

Psalms 33:6Ny tenin’ i Jehovah no nanaovana ny lanitra; ary ny fofonain’ ny vavany no nanaovana ny hamaroany rehetra.

Psalms 134:3Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany.

Proverbs 8:22Jehovah nahary ahy ho fiandohan’ ny alehany, Ho voalohany amin’ ny asany hatramin’ ny taloha.

Jeremiah 10:12Dia Ilay nanao ny tany tamin’ ny heriny sy nampiorina izao tontolo izao tamin’ ny fahendreny ary namelatra ny lanitra tamin’ ny fisainany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 136:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 136:4Bokin'ny Salamo 136Bokin'ny Salamo 136:6 →