Bokin'ny Ohabolana 3:2
Fa andro maro sy taona ela iainana Ary fiadanana no hanampiny ho anao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For length of days, and long life, and peace, shall they add to thee.
In Context
1Anaka, aza manadino ny lalàko; Fa aoka ny fonao hitandrina ny didiko;
Read all of Bokin'ny Ohabolana 3
Cross References
Deuteronomy 11:21mba ho maro ny andronareo sy ny andron’ ny taranakareo eo amin’ ny tany izay nianianan’ i Jehovah tamin’ ny razanareo homena azy, toy ny faharetan’ ny lanitra ambonin’ ny tany.
Psalms 21:4Fa notsenainao fitahiana soa izy; teo an-dohany nasianao satro-boninahitra tena volamena.
Psalms 91:16Hovokisako fahela-velona izy Ary hasehoko azy ny famonjeko.
Psalms 128:6Eny, hahita ny zafinao anie ianao; Fiadanana anie ho amin’ ny Isiraely.
Proverbs 4:4Ary nampianatra ahy izy ka nanao tamiko hoe: Aoka ny fonao hitana ny teniko; Tandremo ny didiko, dia ho velona ianao.
Proverbs 9:11Fa izaho no hampitomboana ny andronao Sy hanamaroana ny taona hiainanao.