The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 91 › Bokin'ny Salamo 91:16

Bokin'ny Salamo 91:16

Hovokisako fahela-velona izy Ary hasehoko azy ny famonjeko.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

With long life will I satisfy him, and shew him my salvation.

In Context

15Hiantso Ahy izy, dia hamaly azy Aho; Ho eo aminy Aho, raha ory izy; Hamonjy sy hanome voninahitra azy Aho.

Read all of Bokin'ny Salamo 91

Cross References

Genesis 25:8Dia niala aina Abrahama ka maty, rehefa fotsy volo tsara sady lahy antitra ela niainana; dia voangona any amin’ ny razany izy.

Job 5:26Haharitra ianao ambara-piditrao any am-pasana, raha mbola henjana, dia tahaka ny amboaram-bary akarina amin’ ny fotoana.

Psalms 21:4Fa notsenainao fitahiana soa izy; teo an-dohany nasianao satro-boninahitra tena volamena.

Proverbs 3:2Fa andro maro sy taona ela iainana Ary fiadanana no hanampiny ho anao.

Proverbs 10:27Ny fahatahorana an’ i Jehovah no mahela velona; Fa ny taonan’ ny ratsy fanahy hohafohezina.

Isaiah 45:17Fa ny Isiraely kosa ho voavonjin’ i Jehovah Amin’ ny famonjena mandrakizay; tsy ho menatra na hangaihay mandrakizay mandrakizay ianareo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 91:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 91:15Bokin'ny Salamo 91