The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 3 › Bokin'ny Ohabolana 3:24

Bokin'ny Ohabolana 3:24

Tsy hatahotra ianao, raha mandry; Eny, handry ianao, ary ho mamy ny torimasonao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

When thou liest down, thou shalt not be afraid: yea, thou shalt lie down, and thy sleep shall be sweet.

In Context

23Dia handroso aman-toky ianao, Ka tsy ho tafintohina ny tongotrao.

25Aza manahy ny tahotra avy tampoka, Na ny rivo-doza mamely ny ratsy fanahy, raha avy izany;

Read all of Bokin'ny Ohabolana 3

Cross References

Leviticus 26:6Any homeko fiadanana eo amin’ ny tany ianareo ka handry fahizay, ary tsy hisy hanaitaitra, fa hofongorako ny biby masiaka amin’ ny tany, ary tsy hotetezin-tsabatra ny taninareo.

Job 11:19Dia ho tafandry ianao, fa tsy hisy hanaitaitra; Ary maro no hila sitraka aminao.

Psalms 3:6Izaho nandry ka natory; nifoha aho, satria Jehovah no manohana ahy. [Sela.]

Psalms 91:5Tsy hatahotra ny horohoro nony alina ianao, Na ny zana-tsipìka manidina nony andro,

Psalms 127:2Zava-poana ho anareo ny mifoha maraina Sy ny alim-pandry Ka homana ny hanina azo amin’ ny fahasahiranana; Izany anefa dia omeny ihany ho an’ ny malalany, na dia matory aza izy.

Proverbs 19:23Ny fahatahorana an’ i Jehovah no ahazoana fiainana; Izay manana izany tsy mba handry fotsy sady tsy hiharan-doza.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 3:24

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 3:23Bokin'ny Ohabolana 3Bokin'ny Ohabolana 3:25 →