Bokin'ny Ohabolana 3:27
Aza mamihina ny soa amin’ izay tokony homena azy, Raha azon’ ny tananao atao ihany;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Withhold not good from them to whom it is due, when it is in the power of thine hand to do it.
In Context
26Fa Jehovah no ho tokinao Ka hiambina ny tongotrao tsy ho voafandrika.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 3
Cross References
Genesis 31:29Manan-kery hanisy ratsy anareo ny tanako; fa Andriamanitry ny rainareo efa niteny tamiko halina ka nanao hoe: Tandremo mba tsy hasianao teny akory Jakoba, na soa na ratsy.
Micah 2:1Lozan’ izay mamoron-keloka sy misaintsain-dratsy ao am-pandriany! Ary nony maraina ny andro, dia manatanteraka izany izy, Satria manan-kery ny tànany.
Galatians 6:10Koa araka ny ananantsika andro hanaovana, dia aoka isika hanao soa amin’ ny olona rehetra, indrindra fa amin’ ny mpianakavin’ ny finoana.
James 2:15Raha misy rahalahy na anabavy tsy manan-kitafy sady tsy manan-kohanina isan’ andro,