Bokin'ny Ohabolana 3:26
Fa Jehovah no ho tokinao Ka hiambina ny tongotrao tsy ho voafandrika.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For the LORD shall be thy confidence, and shall keep thy foot from being taken.
In Context
25Aza manahy ny tahotra avy tampoka, Na ny rivo-doza mamely ny ratsy fanahy, raha avy izany;
27Aza mamihina ny soa amin’ izay tokony homena azy, Raha azon’ ny tananao atao ihany;
Read all of Bokin'ny Ohabolana 3
Cross References
1 Samuel 2:9Ny tongotry ny olo-masiny dia tandremany, fa ny ratsy fanahy kosa hampangininy any amin’ ny maizina; fa tsy amin’ ny hery no handresen’ ny olona.
Psalms 91:9Satria hoy ianao: Jehovah ô, Hianao no aroko, Sady nataonao ho fonenanao ny Avo Indrindra,
Proverbs 14:26Ny fahatahorana an’ i Jehovah dia fiarovana mahatoky, Ary ny zanany hahazo fialofana.