The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 3 › Bokin'ny Ohabolana 3:35

Bokin'ny Ohabolana 3:35

Ny hendry handova voninahitra; Fa henatra kosa no ho anjaran’ ny adala.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The wise shall inherit glory: but shame shall be the promotion of fools.

In Context

34Na dia tsiratsirainy aza ny mpaniratsira, Dia omeny fahasoavana kosa ny mpandefitra.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 3

Cross References

Psalms 73:24Ny saina omenao no hitondranao ahy, ary rehefa afaka izany, dia horaisinao ho amin’ ny voninahitra aho.

Proverbs 4:8Asandrato izy, dia hanandratra anao kosa Eny, hanome voninahitra anao izy, raha tananao.

Proverbs 13:8Ny haren’ ny olona dia avotry ny ainy; Fa ny levilevy tsy mampiraika ny malahelo akory.

Daniel 12:2Ary maro amin’ izay matory ao amin’ ny vovoky ny tany no hifoha: ny sasany ho amin’ ny fiainana mandrakizay, ary ny sasany ho amin’ ny henatra sy ny latsa mandrakizay.

Luke 14:9ary ho avy izay nanasa anao sy izy ka hilaza aminao hoe: Omeo toerana io olona io: dia ho menatra ianao ka hifindra ho any amin’ ny fitoerana aoriana indrindra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 3:35

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 3:34Bokin'ny Ohabolana 3