Bokin'ny Ohabolana 30:23
Raha ny vehivavy lany zara no ampakarina, Ary raha ny ankizivavy no mandova ny tompovaviny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For an odious woman when she is married; and an handmaid that is heir to her mistress.
In Context
22Raha ny andevo no tonga mpanjaka, Raha ny adala no voky hanina,
24Izao zavatra efatra izao dia kely amin’ ny etỳ ambonin’ ny tany, Nefa hendry sady mahay:
Read all of Bokin'ny Ohabolana 30
Cross References
Proverbs 19:13Ny zanaka adala mahabe fahoriana ny rainy; Ary ny ady ataon’ ny vehivavy dia toy ny rano mitete mandrakariva.
Proverbs 21:19Aleo mitoetra any an-efitra Toy izay amin’ ny vehivavy tia ady sady foizina.
Proverbs 29:21Ny mpanompo izay nampihantaina hatry ny fony mbola kely Dia hihambo ho zanaka any am-parany.