Bokin'ny Ohabolana 31:14
Toy ny sambon’ ny mpandranto izy, Ka avy any amin’ ny lavitra no itondrany ny haniny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
She is like the merchants’ ships; she bringeth her food from afar.
In Context
13Mizaha volon’ ondry sy rongony izy Ary mazoto miasa amin’ ny tànany.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 31
Cross References
1 Kings 9:26Ary Solomona mpanjaka nanao sambo tao Ezion-gebera, izay ao anilan’ i Elota, ao amoron’ ny Ranomasina Mena, amin’ ny tany Edoma.
Proverbs 31:24Manao akanjo hariry madinika ravehivavy ka mivarotra izany, Ary fehin-kibo no amidiny amin’ ny mpandranto.
Ezekiel 27:3ka ataovy aminy hoe: He, ry ilay monina amin’ ny vava-ranomasina, Mpandranto ho an’ ny firenena ho any ny moron-dranomasina maro samy hafa; Izao no lazain’ i Jehovah Tompo: He, ry Tyro, ianao efa nanao hoe: Izaho dia tena tsara tarehy!