The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 4 › Bokin'ny Ohabolana 4:1

Bokin'ny Ohabolana 4:1

Ry zanaka, henoy ny anatry ny ray, Ary tandremo mba hahazoanareo ny fahalalana tsara.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Hear, ye children, the instruction of a father, and attend to know understanding.

In Context

2Fa anatra tsara no omeko anareo; Aza mahafoy ny lalàko.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 4

Cross References

Psalms 34:11Na dia ny liona tanora aza tsy ampy hanina ka noana. Fa izay mitady an’ i Jehovah kosa dia tsy ho orin-java-tsoa akory.

Proverbs 1:8Anaka, mihainoa ny ana-drainao, Ary aza mahafoy ny lalàn-dreninao;

Proverbs 2:3Eny, raha miantso ny fahalalana ianao Ary manandratra ny feonao hahazo saina,

Proverbs 6:20Anaka, tandremo ny didin-drainao, Ary aza mahafoy ny lalàn-dreninao.

Proverbs 8:32Koa mihainoa ahy ianareo, anaka; Fa sambatra izay manaraka ny diako;

Proverbs 19:20Henoy ny saina atolotra, ary raiso ny fananarana, Mba ho hendry ianao amin’ izay hiafaranao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 4:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Bokin'ny Ohabolana 4Bokin'ny Ohabolana 4:2 →