Bokin'ny Ohabolana 8:32
Koa mihainoa ahy ianareo, anaka; Fa sambatra izay manaraka ny diako;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now therefore hearken unto me, O ye children: for blessed are they that keep my ways.
In Context
31Eny, nahafaly ahy ny tany nataony honenana, Ary naharavoravo ahy ny zanak’ olombelona.
33Minoa anatra, ka hendre, Fa aza mandà.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 8
Cross References
Psalms 1:1Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin’ ny fisainan’ ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin’ ny lalana falehan’ ny mpanota, ary tsy mipetraka eo amin’ ny fipetrahan’ ny mpaniratsira;
Psalms 128:1Fihirana fiakarana. Sambatra izay rehetra matahotra an’ i Jehovah, Dia izay mandeha amin’ ny lalany.
Proverbs 5:7Koa mihainoa ahy, ry zanaka, Ary aza miala amin’ ny teny aloaky ny vavako.
Luke 11:28Fa Izy nanao hoe: Eny tokoa, kanefa mainka sambatra aza ny mihaino ny tenin’ Andriamanitra ka mitandrina izany.