Bokin'ny Ohabolana 4:24
Esory aminao ny vava mandainga, Ary ampanalaviro anao ny molotra mamitaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Put away from thee a froward mouth, and perverse lips put far from thee.
In Context
25Aoka ny masonao hijery mahitsy, Ary ny hodimasonao hibanjina eo anoloanao.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 4
Cross References
Job 11:14Ka misy heloka eo an-tananao, dia ario lavitra izany, ary aza avela hisy ratsy hitoetra ao an-dainao;
Proverbs 6:12Ny olona tena ratsy fanahy sy mpanao ratsy Dia ilay mandehandeha manao vava ratsy,
Proverbs 8:13Ny fankahalana ny ratsy no fahatahorana an’ i Jehovah. Ny fiavonavonana sy ny fireharehana sy ny lalana ratsy Ary ny vava fandainga dia samy halako avokoa.
Ezekiel 18:31Esory ho afaka aminareo ny fahadisoanareo rehetra izay nataonareo, ka manaova fo vaovao sy fanahy vaovao ho anareo; fa nahoana no ho faty ianareo, ry taranak’ Isiraely?
Colossians 3:8Fa ankehitriny, esory koa izao rehetra izao, dia fahatezerana, fiafonafonana, lolompo, fitenenan-dratsy, teny mahamenatra avy amin’ ny vavanareo.
James 1:21Koa ario ny fahalotoana sy ny lolompo rehetra, ary ekeo amin’ ny fahalemem-panahy ny teny nambolena, izay mahavonjy ny fanahinareo.