The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 5 › Bokin'ny Ohabolana 5:6

Bokin'ny Ohabolana 5:6

Tsy mahazo mandia ny lalan’ aina mihitsy izy, Fa manjenjena, ka tsy fantany akory izay halehany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Lest thou shouldest ponder the path of life, her ways are moveable, that thou canst not know them.

In Context

5Ny tongony midìna ho any amin’ ny fahafatesana, Ary ny diany mizotra ho any amin’ ny fiainan-tsi-hita.

7Koa mihainoa ahy, ry zanaka, Ary aza miala amin’ ny teny aloaky ny vavako.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 5

Cross References

Psalms 119:59Mihevitra ny lalako aho Ka mamerina ny tongotro ho amin’ ny teni-vavolombelonao.

Proverbs 5:21Fa eo imason’ i Jehovah ny alehan’ ny olona, Ary ny diany rehetra dia dinihiny avokoa.

Proverbs 7:10Dia, indro, nisy vehivavy nitsena azy Sady manao fitafin’ ny janga no mifetsy am-po,

Proverbs 30:20Tahaka izany koa no fanaon’ ny vehivavy mpijangajanga: Homana izy, dia mamafa ny vavany, Ka dia manao hoe: Tsy nanao ratsy aho.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 5:6

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 5:5Bokin'ny Ohabolana 5Bokin'ny Ohabolana 5:7 →