Bokin'ny Ohabolana 6:31
Fa raha azo izy, dia hampanoneriny fito heny Ka hanome ny fananana rehetra ao an-tranony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But if he be found, he shall restore sevenfold; he shall give all the substance of his house.
In Context
32Izay mijangajanga amin’ ny vehivavy dia tsy ampy saina; Izay ta-hanimba tena no manao izany.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 6
Cross References
Exodus 21:34dia hanonitra azy ny tompon-davaka, ka vola no haloany ho an’ ny tompony; ary ny maty dia ho azy.
2 Samuel 12:6ary ilay zanak’ ondry vavy tsy maintsy honerany efatra heny noho ny nanaovany izany zavatra izany sy noho ny tsy namindrany fo.
Matthew 18:25Ary satria tsy nanan-kaloa izy, dia nasain’ ny tompony hamidy izy sy ny vadiny aman-janany mbamin’ ny fananany rehetra handoavana ny trosa.