The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 7 › Bokin'ny Ohabolana 7:11

Bokin'ny Ohabolana 7:11

Sady vavàna no maditra, Tsy mahajanona ao an-tranony ny tongony;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

(She is loud and stubborn; her feet abide not in her house:

In Context

10Dia, indro, nisy vehivavy nitsena azy Sady manao fitafin’ ny janga no mifetsy am-po,

12Fa vetivety mby eny an-dalam-be izy, ary vetivety mby eny an-tsena, Ary mamitsaka eny an-joron-trano rehetra eny izy.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 7

Cross References

Proverbs 9:13Ny fahadalana dia toy ny vehivavy vavàna; Kely saina izy ka tsy mahalala na inona na inona.

Proverbs 27:14Izay mifoha maraina koa ka misaotra ny sakaizany amin’ ny feo mahery, Dia isaina ho fanozonana izany.

1 Timothy 5:13Sady mianatra ho malaina koa izy ka mandehandeha mitety trano; ary tsy malaina ihany, fa mpilazalaza sy mpandehandeha miraharaha ny an’ olona ka manao teny tsy mety.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 7:11

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 7:10Bokin'ny Ohabolana 7Bokin'ny Ohabolana 7:12 →