Bokin'ny Ohabolana 7:5
Mba hiarovana anao amin’ ny vehivavy jejo, Dia amin’ ny vahiny janga izay manao teny mandrobo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
That they may keep thee from the strange woman, from the stranger which flattereth with her words.
In Context
6Fa teo amin’ ny varavarankelin’ ny tranoko, Dia teo amin’ ny makarakara, no nitsirihako,
Read all of Bokin'ny Ohabolana 7
Cross References
Proverbs 2:16Ary hamonjy anao amin’ ny vehivavy jejo koa izany, Dia amin’ ny vahiny janga izay mandrobo amin’ ny teniny,
Proverbs 6:24Hiarovana anao amin’ ny vehivavy ratsy fanahy, Ary amin’ ny fandroboan’ ny lelan’ ny vahiny janga.