The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 7 › Bokin'ny Ohabolana 7:4

Bokin'ny Ohabolana 7:4

Ny fahendrena dia ilazao hoe: Anabaviko ianao; Ary ny fahafantarana dia antsoy hoe: Sakaiza mahazatra ianao;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Say unto wisdom, Thou art my sister; and call understanding thy kinswoman:

In Context

3Afehezo eo amin’ ny rantsan-tananao izy, Soraty ao amin’ ny fonao tahaka ny amin’ ny vato fisaka izy.

5Mba hiarovana anao amin’ ny vehivavy jejo, Dia amin’ ny vahiny janga izay manao teny mandrobo.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 7

Cross References

Job 17:14Ny fasana no nantsoiko hoe: Raiko ianao; Ary ny kankana: Reniko sy anabaviko ianao.

Proverbs 4:6Aza mahafoy azy, fa hiaro anao izy; Tiavo izy, dia hitandrina anao.

Matthew 12:49Ary naninjitra ny tànany nanondro ny mpianany Izy ka nanao hoe: Indreo ny reniko sy ny rahalahiko;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 7:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 7:3Bokin'ny Ohabolana 7Bokin'ny Ohabolana 7:5 →