Bokin'ny Salamo 128:1
Fihirana fiakarana. Sambatra izay rehetra matahotra an’ i Jehovah, Dia izay mandeha amin’ ny lalany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Blessed is every one that feareth the LORD; that walketh in his ways.
In Context
2Fa hohaninao tokoa ny asan’ ny tananao; Sambatra sady ambinina ianao.
Read all of Bokin'ny Salamo 128
Cross References
2 Samuel 22:22Fa nitandrina ny lalan’ i Jehovah aho ka tsy mba nanao ratsy hialana tamin’ Andriamanitro;
Psalms 81:13Ka dia navelako hanaraka ny ditry ny fony Izy, handehanany manaraka ny fisainan’ ny tenany.
Psalms 103:13Tahaka ny fiantràn’ ny ray ny zanany No fiantran’ i Jehovah izay matahotra Azy;
Psalms 112:1Haleloia. Sambatra ny olona izay matahotra an’ i Jehovah Sady mankasitraka ny didiny indrindra.
Psalms 119:1Sambatra ny mahitsy lalana, Izay mandeha araka ny lalàn’ i Jehovah.
Psalms 120:1Fihirana fiakarana. Jehovah no nitarainako tamin’ ny fahoriako dia namaly ahy Izy,