Bokin'ny Ohabolana 8:33
Minoa anatra, ka hendre, Fa aza mandà.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Hear instruction, and be wise, and refuse it not.
In Context
32Koa mihainoa ahy ianareo, anaka; Fa sambatra izay manaraka ny diako;
Read all of Bokin'ny Ohabolana 8
Cross References
Proverbs 1:2Hahalalana fahendrena sy fananarana, Ary hahafantarana ny tenin’ ny fahalalana;
Proverbs 1:8Anaka, mihainoa ny ana-drainao, Ary aza mahafoy ny lalàn-dreninao;
Proverbs 4:1Ry zanaka, henoy ny anatry ny ray, Ary tandremo mba hahazoanareo ny fahalalana tsara.
Isaiah 55:1He! ianareo rehetra izay mangetaheta, mankanesa amin’ ny rano! Ary ianareo izay tsy manam-bola, avia, mividia, ka homàna! Eny, avia, mividia divay sy ronono, nefa tsy amim-bola, na amin-karena.
Romans 10:16Nefa tsy izy rehetra no nanaiky ny teny soa mahafaly. Fa hoy Isaia: Jehovah ô, iza no nino ny teny nampitondraina anay?