Bokin'ny Ohabolana 8:34
Sambatra izay olona mihaino ahy Ka miari-tory mandrakariva eo am-bavahadiko, Ary miandry eo amin’ ny tolam-baravarako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Blessed is the man that heareth me, watching daily at my gates, waiting at the posts of my doors.
In Context
33Minoa anatra, ka hendre, Fa aza mandà.
35Fa izay mahita ahy dia mahita fiainana Sady mahazo sitraka amin’ i Jehovah;
Read all of Bokin'ny Ohabolana 8
Cross References
1 Kings 10:8Sambatra lahy ny olonao, ary sambatra ireto tandapanao ireto, izay mijanona eto anatrehanao mandrakariva ka mandre ny fahendrenao
Psalms 84:10Andriamanitra, Ampinganay ô, tsinjovy ka jereo ny tavan’ ny voahosotrao.
Proverbs 1:21Mitory ao amin’ izay fivorian’ ny maro be mireondreona izy; Eo anoloan’ ny vavahady sy ao an-tanàna no ilazany ny teniny hoe:
Proverbs 3:13Sambatra izay olona mahita fahendrena Sy izay olona mahazo fahalalana.
Matthew 7:24Koa amin’ izany na zovy na zovy no mandre izany teniko izany ka mankatò azy, dia hoharina amin’ ny lehilahy manan-tsaina izy, izay nanorina ny tranony teo ambonin’ ny vatolampy.
Luke 10:39Ary izy nanana rahavavy atao hoe Maria, izay nipetraka teo anilan’ ny tongotry ny Tompo ka nihaino ny teniny.