Bokin'ny Ohabolana 9:1
Ny fahendrena efa nanao ny tranony; Efa nipaika ny andriny fito izy;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Wisdom hath builded her house, she hath hewn out her seven pillars:
In Context
2Efa namono ny bibiny sy nangaroharo ny divainy izy Ary efa namelatra ny latabany koa;
Read all of Bokin'ny Ohabolana 9
Cross References
1 Kings 7:6Ary dia nataony koa ny lavarangana maro andry; dimam-polo hakiho ny lavany, ary telo-polo hakiho ny sakany; nisy koa ny lavarangana fidirana teo anoloany; ary nisy andry sy tokonana koa teo anoloan’ io.
Proverbs 1:20Ny fahendrena miantso mafy eny ivelany; Manandratra ny feony eny an-kalalahana izy;
Proverbs 3:1Anaka, aza manadino ny lalàko; Fa aoka ny fonao hitandrina ny didiko;
Isaiah 55:1He! ianareo rehetra izay mangetaheta, mankanesa amin’ ny rano! Ary ianareo izay tsy manam-bola, avia, mividia, ka homàna! Eny, avia, mividia divay sy ronono, nefa tsy amim-bola, na amin-karena.
1 Corinthians 3:9Fa mpiara-miasa amin’ Andriamanitra izahay; ary sahan’ Andriamanitra sy trano arafitr’ Andriamanitra ianareo.
Ephesians 2:20natsangana teo ambonin’ ny fanorenan’ ny Apostoly sy ny mpaminany, ary Kristy Jesosy no fehizoro indrindra;