The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 102 › Bokin'ny Salamo 102:23

Bokin'ny Salamo 102:23

Rehefa tafangona ny firenena Sy ny fanjakana maro hanompo an’ i Jehovah.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He weakened my strength in the way; he shortened my days.

In Context

22Mba hotorina any Ziona ny anaran’ i Jehovah, Ary ny fiderana Azy any Jerosalema,

24Efa nahaketraka ny heriko tany an-dalana Izy; Efa nahafohy ny androko Izy;

Read all of Bokin'ny Salamo 102

Cross References

Psalms 89:38Hampitoerina mandrakizay tahaka ny volana izy, Tahaka ny vavolombelona marina any an-danitra. [Sela.]

Isaiah 2:3Eny, maro ny firenena no hiainga ka hanao hoe: Andeha isika hiakatra any an-tendrombohitr’ i Jehovah, Ho any an-tranon’ Andriamanitr’ i Jakoba, Mba hampianarany antsika ny amin’ ny lalany, Ka handehanantsika amin’ ny atorony; Fa avy any Ziona no hivoahan’ ny lalàna, Ary avy any Jerosalema ny tenin’ i Jehovah.

2 Thessalonians 2:3Aza mety hofitahin’ olona akory ianareo; fa tsy ho avy izany, raha tsy efa tonga aloha ny fihemorana, ka hiseho ilay lehilahin’ ota, dia ilay zanaky ny fahaverezana,

2 Timothy 3:1Fa aoka ho fantatrao izao: fa any am-parany any dia hisy andro mahory.

Revelation 12:13Ary rehefa hitan’ ilay dragona fa nazera tamin’ ny tany izy, dia nanenjika ilay vehivavy niteraka ny zazalahy izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 102:23

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 102:22Bokin'ny Salamo 102Bokin'ny Salamo 102:24 →