Bokin'ny Salamo 102:4
Fa levon-ko setroka ny androko Ary ny taolako mahamay tahaka ny forohana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
My heart is smitten, and withered like grass; so that I forget to eat my bread.
In Context
5Taninina tahaka ny ahitra ny foko ka malazo; Fa hadinoko na dia ny fihinanan-kanina aza.
Read all of Bokin'ny Salamo 102
Cross References
2 Samuel 12:17Ary ny loholona tao an-tranony nitsangana nankao aminy hampiarina azy amin’ ny tany; nefa tsy nety izy sady tsy nety niara-nihinan-kanina taminy.
Job 6:4Fa ny zana-tsipiky ny Tsitoha mitsatoka amiko, ka mifoka ny poizina avy aminy ny fanahiko; Ary ny fampitahorana Andriamanitra milahatra hamely ahy.
Job 30:30Efa mainty ny hoditro sady miendakendaka, ary efa karankaina noho ny hafanana ny taolako.
Psalms 6:2Jehovah ô, aza ny fahatezeranao no ananaranao ahy, ary aza ny fahaviniranao no amaizanao ahy.
Psalms 42:6Nahoana no mitanondrika ianao, ry fanahiko, ka mitoloko ato anatiko? Manantenà an’ Andriamanitra ianao, fa mbola hidera Azy ihany aho noho ny famonjen’ ny tavany.
Psalms 69:20Hianao no mahalala ny latsa mihatra amiko ary ny fahamenarako sy ny fahafaham-boninahitro; Eo anatrehanao ny mpandrafy ahy rehetra.