Bokin'ny Salamo 102:5
Taninina tahaka ny ahitra ny foko ka malazo; Fa hadinoko na dia ny fihinanan-kanina aza.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
By reason of the voice of my groaning my bones cleave to my skin.
In Context
4Fa levon-ko setroka ny androko Ary ny taolako mahamay tahaka ny forohana.
6Noho ny fisentoan’ ny foko Ny taolako miraikitra amin’ ny hoditro.
Read all of Bokin'ny Salamo 102
Cross References
1 Samuel 1:7Ary izany no fanaon’ i Elkana isan-taona, raha niakatra ho any an-tranon’ i Jehovah Hana, ary izany koa no nanorisoren’ ny rafiny azy, koa nitomany izy sady tsy nety nihinan-kanina.
Job 19:20Ny taolako miraikitra amin’ ny hoditro sy ny nofoko, ary ny akanjo-nifiko ihany no hany sisa azoko enti-mandositra.
Psalms 6:8Lanin’ alahelo ny masoko; efa pahina izy amin’ ny ataon’ ny mpampahory ahy rehetra.
Psalms 38:8Ary ny vaniako henika ny aretina mahamay, ka tsy misy fahasalamana ny nofoko.
Proverbs 17:22Ny fo ravoravo mahasalama tsara; Fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana.