Bokin'i Joba 30:30
Efa mainty ny hoditro sady miendakendaka, ary efa karankaina noho ny hafanana ny taolako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
My skin is black upon me, and my bones are burned with heat.
In Context
29Rahalahin’ ny amboadia aho Ary naman’ ny ostritsa.
31Nanjary fisaonana ny lokangako. Ary feon’ ny mitomany ny sodiko.
Cross References
Psalms 102:3Aza manafina ny tavanao amiko amin’ ny andro fahoriako; Atongilano amiko ny sofinao; Amin’ ny andro itarainako dia faingàna hamaly ahy.
Psalms 119:83Fa tahaka ny siny hoditra ao amin’ ny setroka aho. Nefa ny didinao tsy mba hadinoiko.
Lamentations 4:8Fa izao kosa dia mainty noho ny arina ny tarehiny, ka tsy fantatra eny an-dalana izy; Ny hodiny miraikitra amin’ ny taolany ka tonga maina toy ny hazo.