Bokin'ny Salamo 102:9
Mandatsa ahy mandrakariva ny fahavaloko. Izay misafoaka amiko dia manao ahy ho fiozonana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For I have eaten ashes like bread, and mingled my drink with weeping,
In Context
8Tsy mahita tory aho Sady tahaka ny tsikirity irery eo an-tampontrano.
10Fa lavenona no nohaniko tahaka ny mofo; Ary ny zavatra nosotroiko noharoharoiko ny ranomasoko,
Read all of Bokin'ny Salamo 102
Cross References
Job 3:24Fa mialoha ny haninkaniko ny fitolokoko, ary migororoana toy ny rano ny fidradradradrako;
Psalms 42:11Toy ny zavatra mahatorotoro ny taolako no fandatsan’ ny fahavaloko ahy, ka hoy izy isan’ andro: Aiza izay Andriamanitrao?
Psalms 80:5Jehovah, Andriamanitry ny maro ô, mandra-pahoviana no hanetroka amin’ ny fivavaky ny olonao ny fahatezeranao?
Lamentations 3:15Novokisany zava-mangidy aho ary nobobohany zava-mahafaty.
Micah 1:10Aza ambaranareo any Gata izany, Aza mitomany akory! Mihosinkosina vovoka ao Beti-le-afra aho.