Bokin'ny Salamo 102:8
Tsy mahita tory aho Sady tahaka ny tsikirity irery eo an-tampontrano.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Mine enemies reproach me all the day; and they that are mad against me are sworn against me.
In Context
7Tahaka ny sama any an-efitra aho, Ary tahaka ny vorondolo any an-tanànaolo.
9Mandatsa ahy mandrakariva ny fahavaloko. Izay misafoaka amiko dia manao ahy ho fiozonana.
Read all of Bokin'ny Salamo 102
Cross References
Psalms 31:11Fa lanin’ alahelo ny aiko, sady lanim-pisentoana ny taonako; Tsy manan-kery aho noho ny heloko, ary efa lany ny taolako.
Psalms 55:3Henoy aho, ka valio; miriorio ny eritreritro, ka mitoloko aho,
Psalms 69:20Hianao no mahalala ny latsa mihatra amiko ary ny fahamenarako sy ny fahafaham-boninahitro; Eo anatrehanao ny mpandrafy ahy rehetra.
Psalms 89:51Tompo ô, tsarovy ny latsa manjo ny mpanomponao, Ny tratrako vesaran’ ny firenena rehetra,
Jeremiah 29:22Ary izy roa lahy dia hataon’ ny babo rehetra amin’ ny Joda izay any Babylona ho fanozonana hoe: Hataon’ i Jehovah tahaka an’ i Zedekia sy Ahaba, izay nodoran’ ny mpanjakan’ i Babylona tamin’ ny afo, anie ianao,
Acts 7:54Ary nony nandre izany izy ireo, dia lotika ny fony, ka nihidy vazana taminy izy.