Bokin'ny Salamo 145:10
Jehovah ô, midera Anao ny asanao rehetra; Ary ny olonao masìna misaotra Anao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
All thy works shall praise thee, O LORD; and thy saints shall bless thee.
In Context
9Manisy soa izao tontolo izao Jehovah; Ary ny fiantràny dia eny amin’ ny asany rehetra.
11Milaza ny voninahitry ny fanjakanao izy Sady miresaka ny herinao,
Read all of Bokin'ny Salamo 145
Cross References
Psalms 22:23Hitory ny anaranao amin’ ny rahalahiko aho; eo amin’ ny fiangonana no hideràko Anao.
Psalms 30:5Mankalazà an’ i Jehovah, ry olony masìna, ka miderà ny anarany masìna.
Psalms 57:9Mifohaza, ry voninahitro; mifohaza ry valiha sy lokanga; hifoha maraina koa aho.
Psalms 69:35Aoka hidera Azy ny lanitra sy ny tany, ny ranomasina sy izay rehetra mihetsika ao aminy.
Psalms 97:12Mifalia amin’ i Jehovah, ry olo-marina, Ary miderà ny anarany masìna.
Psalms 103:22Misaora an’ i Jehovah, ny asany rehetra eran’ ny fanjakany; Misaora an’ i Jehovah, ry fanahiko.