The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 104 › Bokin'ny Salamo 104:17

Bokin'ny Salamo 104:17

Izay anaovan’ ny voron-kely ny akaniny; Ary ny vano, dia ao amin’ ny kypreso no anaovany ny tranony.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Where the birds make their nests: as for the stork, the fir trees are her house.

In Context

16Voky ny hazon’ i Jehovah, Dia ny sederan’ i Libanona, izay namboleny;

18Ny tendrombohitra avo dia ho an’ ny osi-dia; Ny harambato no fiarovana ho an’ ny hyraka.

Read all of Bokin'ny Salamo 104

Cross References

Leviticus 11:19sy ny vano sy ny vanobe, isan-karazany, ary ny takidara sy ny manavy.

Jeremiah 8:7Na dia ny vano eny amin’ ny lanitra aza dia mahalala ny fotoan’ androny, ary ny domohina sy ny sidintsidina ary ny vanobe koa samy mitandrina ny fotoana fihaviany; Fa ny oloko kosa tsy mba mahalala ny fitsipik’ i Jehovah.

Ezekiel 31:6Teo amin’ ny sampany no nanaovan’ ny voro-manidina rehetra akany; Ary teo ambanin’ ny rantsany no niterahan’ ny bibi-dia rehetra; Sady teo amin’ ny alokalony no nitoeran’ ny firenena malaza rehetra.

Obadiah 1:4Na dia miakatra tahaka ny voromahery aza ianao Ka mametraka ny akaninao eny amin’ ny kintana, Dia havariko avy eny ianao, hoy Jehovah.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 104:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 104:16Bokin'ny Salamo 104Bokin'ny Salamo 104:18 →