Bokin'ny Salamo 104:18
Ny tendrombohitra avo dia ho an’ ny osi-dia; Ny harambato no fiarovana ho an’ ny hyraka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The high hills are a refuge for the wild goats; and the rocks for the conies.
In Context
17Izay anaovan’ ny voron-kely ny akaniny; Ary ny vano, dia ao amin’ ny kypreso no anaovany ny tranony.
19Nanao ny volana ho fotoana Izy, Ary ny masoandro mahalala ny filentehany.
Read all of Bokin'ny Salamo 104
Cross References
Leviticus 11:5ary ny hyraka, satria mandinika ihany izy, nefa tsy mba mivaky kitro: maloto aminareo izy;
1 Samuel 24:2Ary rehefa niverina avy nanenjika ny Filistina Saoly, dia nisy nanambara taminy hoe; Indro, Davida any an-efitr’ i En-jedy.
Proverbs 30:26Ny biby hyraka dia firenena tsy manan-kery, Nefa manao ny tranony ao amin’ ny harambato izy;