Bokin'ny Salamo 104:23
Fa ny olona kosa mivoaka ho any amin’ ny taozavany, Sy ny asany mandra-paharivan’ ny andro.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Man goeth forth unto his work and to his labour until the evening.
In Context
22Miposaka ny masoandro, dia miverina ireny, Ary ao an-davany no amitsahany.
Read all of Bokin'ny Salamo 104
Cross References
Genesis 3:19Ny fahatsembohan’ ny tavanao no hahazoanao hanina mandra-piverinao any amin’ ny tany; fa ny tany no nanalana anao; fa vovoka ianao, ary hiverina ho amin’ ny vovoka indray ianao.
Ecclesiastes 5:12Misy ratsy mahory efa hitako atỳ ambanin’ ny masoandro, dia harena tehirizin’ ny tompony, nefa mampidi-doza amin’ ny tenany;
2 Thessalonians 3:8ary tsy nihinana foana izay hanin’ olona, fa niasa andro aman’ alina tamin’ ny fikelezan’ aina sy ny fisasarana mba tsy hahavaky tratra na dia iray akory aminareo aza;