The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 104 › Bokin'ny Salamo 104:27

Bokin'ny Salamo 104:27

Ireo rehetra ireo miandry Anao, Mba homenao ny haniny amin’ ny fotoany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

These wait all upon thee; that thou mayest give them their meat in due season.

In Context

26Any no alehan’ ny sambo Sy ny trozona, izay noforoninao hilaolao any.

28Manome Hianao, dia manangona izy; Manokatra ny tananao Hianao, dia voky ny soa izy;

Read all of Bokin'ny Salamo 104

Cross References

Genesis 6:21Ary analao ho anao ny zavatra rehetra izay mety ho fihinana, ka angòny ho eo aminao; dia ho fihinana ho anao sy ho an’ ireo koa izany.

Job 38:41Iza moa no manome hanina ny goaika, raha mitaraina amin’ Andriamanitra ny zanany ka mirenireny tsy mahita hanina?

Psalms 136:25Izay manome hanina ny nofo rehetra (Fa mandrakizay ny famindram-pony);

Psalms 147:9Manome hanina ho an’ ny biby Izy Sy ho an’ ny zana-goaika izay mitaraina.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 104:27

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 104:26Bokin'ny Salamo 104Bokin'ny Salamo 104:28 →