The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 104 › Bokin'ny Salamo 104:28

Bokin'ny Salamo 104:28

Manome Hianao, dia manangona izy; Manokatra ny tananao Hianao, dia voky ny soa izy;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

That thou givest them they gather: thou openest thine hand, they are filled with good.

In Context

27Ireo rehetra ireo miandry Anao, Mba homenao ny haniny amin’ ny fotoany.

29Manafina ny tavanao Hianao, dia raiki-tahotra izy; Alainao indray ny ainy, dia maty izy Ka mody any amin’ ny vovoka nanalana azy,

Read all of Bokin'ny Salamo 104

Cross References

Psalms 145:16Manokatra ny tananao Hianao Ka mahavoky soa ny zava-miaina rehetra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 104:28

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 104:27Bokin'ny Salamo 104Bokin'ny Salamo 104:29 →