The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 104 › Bokin'ny Salamo 104:26

Bokin'ny Salamo 104:26

Any no alehan’ ny sambo Sy ny trozona, izay noforoninao hilaolao any.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

There go the ships: there is that leviathan, whom thou hast made to play therein.

In Context

25Indro ny ranomasina sady lehibe no malalaka, Any no misy zava-mihetsiketsika tsy tambo isaina, Dia zava-miaina, na kely na lehibe.

27Ireo rehetra ireo miandry Anao, Mba homenao ny haniny amin’ ny fotoany.

Read all of Bokin'ny Salamo 104

Cross References

Genesis 7:18Ary nahery ny rano ka tonga betsaka indrindra tambonin’ ny tany; dia nandeha teny ambonin’ ny rano ny sambo-fiara.

Job 3:8Aoka hanozona azy ny mpanozona andro, Izay mahay mamoha ny dragona;

Psalms 74:14Hianao nanorotoro ny lohan’ ny mamba ka nanome azy hohanin’ izay firenena any an-efitra.

Isaiah 27:1Amin’ izany andro izany ny sabatr’ i Jehovah, izay mafy sady lehibe no mahery, no ho entiny mamaly ny leviatana, dia ilay menarana mandositra, sy ny leviatana, dia ilay menarana miforoporotra, Ary hovonoiny ilay dragona ao an-dranomasina.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 104:26

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 104:25Bokin'ny Salamo 104Bokin'ny Salamo 104:27 →