Bokin'ny Salamo 145:16
Manokatra ny tananao Hianao Ka mahavoky soa ny zava-miaina rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou openest thine hand, and satisfiest the desire of every living thing.
In Context
15Ny mason’ izao rehetra izao miandrandra Anao, Ary Hianao manome azy ny haniny amin’ ny fotoany.
17Marina Jehovah amin’ ny lalany rehetra, Sady mamindra fo amin’ ny asany rehetra.
Read all of Bokin'ny Salamo 145
Cross References
Genesis 6:21Ary analao ho anao ny zavatra rehetra izay mety ho fihinana, ka angòny ho eo aminao; dia ho fihinana ho anao sy ho an’ ireo koa izany.
Psalms 104:28Manome Hianao, dia manangona izy; Manokatra ny tananao Hianao, dia voky ny soa izy;
Psalms 132:15Hotahiko tokoa ny fihinana ao; Hovokisako hanina ny malahelo ao.