Bokin'ny Salamo 105:28
Nahatonga aizina Izy ka nahamaizina; Ary tsy nandà ny teniny izy ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He sent darkness, and made it dark; and they rebelled not against his word.
In Context
27Ary izy ireo nanao ny famantarany teo aminy Sy fahagagana tany amin’ ny tanin’ i Hama.
29Nahatonga ny ranony ho rà Izy Ka nahafaty ny hazandranony.
Read all of Bokin'ny Salamo 105
Cross References
Exodus 10:22Dia nahinjitr’ i Mosesy nanandrify ny lanitra ny tànany; dia nisy aizim-pito eran’ ny tany Egypta rehetra hateloana,
Psalms 99:7Niteny taminy tao anatin’ ny andri-rahona Izy; Nitandrina ny teni-vavolombelony izy ireo, Dia ny didy izay efa nomeny azy.
Ezekiel 2:8Fa ianao kosa, ry zanak’ olona, mihainoa izay lazaiko aminao; aza maditra tahaka izany taranaka maditra izany ianao; akafy ny vavanao, ka hano izay afahako anao.
2 Peter 2:4Fa raha tsy navelan’ Andriamanitra ny anjely fony nanota, fa noroahiny ho any amin’ ny helo ka natolony ho ao an-davaka maizina mba hotehirizina ho amin’ ny fitsarana,