Bokin'ny Salamo 105:29
Nahatonga ny ranony ho rà Izy Ka nahafaty ny hazandranony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He turned their waters into blood, and slew their fish.
In Context
28Nahatonga aizina Izy ka nahamaizina; Ary tsy nandà ny teniny izy ireo.
30Nisy sahona betsaka ny taniny, Eny, na dia hatrao an-trano fandrian’ ny mpanjakany aza.
Read all of Bokin'ny Salamo 105
Cross References
Exodus 7:20Ary nataon’ i Mosesy sy Arona izany, araka izay nandidian’ i Jehovah; dia nanainga ny tehina izy ka namely ny rano tao Neily teo imason’ i Farao sy teo imason’ ny mpanompony, dia tonga rà ny rano rehetra tao Neily;
Psalms 78:44Nampody ny oniny ho rà Izy, ary ny reniranony tsy azony nisotroana.
Ezekiel 29:4Ary hasiako farango ny valanoranonao, sady hampiraiketiko amin’ ny kiranao ny hazandrano ao amin’ ny Neilinao, dia hampiakariko avy eo afovoan’ ny Neilinao ianao, ary ny hazandrano rehetra amin’ ny Neilinao dia hiraikitra amin’ ny kiranao.