Bokin'ny Salamo 105:3
Ataovy ho reharehanareo ny anarany masìna; Aoka hifaly ny fon’ izay mitady an’ i Jehovah.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Glory ye in his holy name: let the heart of them rejoice that seek the LORD.
In Context
2Mihirà ho Azy, mankalazà Azy; Saintsaino ny fahagagana rehetra ataony.
4Mitadiava an’ i Jehovah sy ny heriny Katsaho mandrakariva ny tavany.
Read all of Bokin'ny Salamo 105
Cross References
Psalms 9:10Ka dia Jehovah no ho fiarovana avo ho an’ ny mahantra, ho fiarovana avo amin’ ny andro fahoriana Izy.
Psalms 104:34Ho maminy anie ny fisainako Azy; Izaho no hifaly amin’ i Jehovah.
Isaiah 45:19Tsy tao amin’ ny mangingina, dia tao amin’ ny fitoera-maizina amin’ ny tany no nitenenako; Izaho tsy niantso ny taranak’ i Jakoba hitady Ahy foana; Izaho Jehovah no miteny ny marina sy manambara ny mahitsy.
Isaiah 55:6Mitadiava an’ i Jehovah, dieny mbola hita Izy, Miantsoa Azy, dieny mbola akaiky Izy.
Lamentations 3:25Tsara Jehovah amin’ izay manantena Azy, dia amin’ ny olona izay mitady Azy.
1 Corinthians 1:29mba tsy hisy nofo hahazo mirehareha eo anatrehan’ Andriamanitra.