Bokin'ny Salamo 105:4
Mitadiava an’ i Jehovah sy ny heriny Katsaho mandrakariva ny tavany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Seek the LORD, and his strength: seek his face evermore.
In Context
3Ataovy ho reharehanareo ny anarany masìna; Aoka hifaly ny fon’ izay mitady an’ i Jehovah.
5Tsarovy ny asa mahagaga natao-ny Dia ny fahagagany sy ny fitsaran’ ny vavany,
Read all of Bokin'ny Salamo 105
Cross References
Psalms 27:8Raha hoy Hianao: tadiavonareo ny tavako, dia hoy ny navalin’ ny foko: Eny, ny tavanao no tadiaviko, Jehovah ô;
Psalms 132:8Mitsangàna, Jehovah ô, ho amin’ ny fitsaharanao, Dia Hianao sy ny fiaran’ ny herinao.
Zephaniah 2:2Dieny tsy mbola mihatra ny didy (Mihelina toy ny akofa ny andro!), Dieny tsy mbola tonga aminareo ny fahatezerana mafin’ i Jehovah, Eny, dieny tsy mbola tonga aminareo ny andro firehetan’ ny fahatezeran’ i Jehovah.