Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 1:29
mba tsy hisy nofo hahazo mirehareha eo anatrehan’ Andriamanitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
That no flesh should glory in his presence.
In Context
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 1
Cross References
Isaiah 10:15Ny famaky va hirehareha amin’ izay mikapa aminy? Ny tsofa va hiavonavona amin’ izay manatsofa aminy? Toy ny tsorakazo, raha manetsika izay manainga azy! Ary toy ny tehina, raha manandratra ny tompony!
Romans 3:19Ary fantatsika fa izay zavatra lazain’ ny lalàna dia lazainy amin’ izay manana ny lalàna, mba ho voatampina avokoa ny vava rehetra, ka hiharan’ ny fitsaran’ Andriamanitra izao tontolo izao,
Romans 4:2Fa raha asa no nanamarinana an’ i Abrahama, dia misy hireharehany ihany, nefa tsy amin’ Andriamanitra.
1 Corinthians 1:31mba ho araka ny voasoratra hoe: Izay mirehareha, aoka Jehovah no ho reharehany.
1 Corinthians 5:6Tsy mety ny fireharehanareo. Tsy fantatrareo va fa ny masirasira kely dia mahazo ny vongana rehetra?