Bokin'ny Salamo 106:14
Fa fatra-pila izy tany an-efitra, Sady naka fanahy an’ Andriamanitra tany an-tany foana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But lusted exceedingly in the wilderness, and tempted God in the desert.
In Context
13Nalaky nanadino ny asany izy ka tsy niandry ny saina hatolony,
15Dia nomeny azy izay nilainy, Kanefa nampahahiaziny kosa izy.
Read all of Bokin'ny Salamo 106
Cross References
Exodus 17:2Dia nila ady tamin’ i Mosesy ny olona ka nanao hoe: Omeo rano izahay mba hosotroinay. Fa hoy Mosesy taminy: Nahoana no mila ady amiko ianareo? Nahoana no maka fanahy an’ i Jehovah ianareo?
Numbers 11:33Fa raha mbola teo am-bavany ny hena ka tsy mbola lany, dia nirehitra tamin’ ny olona ny fahatezeran’ i Jehovah, ary namely ny olony tamin’ ny kapoka mafy indrindra Izy.
Deuteronomy 9:22Ary tao Tabera sy Masa ary Kibrota-hatava no nampahatezeranareo an’ i Jehovah.
Psalms 78:30Nefa tsy niala tamin’ ny filàny izy, ary mbola teo am-bavany ihany ny haniny;
Psalms 95:8Aza manamafy ny fonareo tahaka ny tao Meriba, Sy tahaka ny tamin’ ny andro tao Masa fony tany an-efitra,
1 Corinthians 10:9Ary aoka tsy haka fanahy ny Tompo isika, tahaka ny nakan’ ny sasany tamin’ ireny fanahy Azy, ka matin’ ny menarana ireny.