Bokin'ny Salamo 106:18
Dia nisy afo nirehitra tamin’ ny antokony; Lelafo no nandoro ny ratsy fanahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And a fire was kindled in their company; the flame burned up the wicked.
In Context
17Nisokatra ny tany, dia nitelina an’ i Datana Ka nanarona ny antokon’ i Abìrama.
19Nanao ombilahy kely tany Horeba izy Ka niankohoka teo anoloan’ ny sarin-javatra an-idina.
Read all of Bokin'ny Salamo 106
Cross References
Numbers 16:35Ary nisy afo nivoaka avy tamin’ i Jehovah ka nandevona ny lehilahy dimam-polo amby roan-jato izay nanatitra ditin-kazo manitra.
Hebrews 12:29fa Andriamanitsika dia afo mandevona.