Bokin'ny Salamo 106:26
Dia nanandratra ny tànany taminy Izy, Fa hampiampatrampatra azy any an-efitra
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Therefore he lifted up his hand against them, to overthrow them in the wilderness:
In Context
25Fa nimonomonona tany an-dainy Ka tsy nihaino ny feon’ i Jehovah.
27Ary ny taranany kosa any amin’ ny jentilisa, Ary hampihahakahaka azy any amin’ ny tany maro Izy.
Read all of Bokin'ny Salamo 106
Cross References
Exodus 6:8Ary Izaho hampiditra anareo any amin’ ny tany izay nananganako tanàna homena an’ i Abrahama sy Isaka ary Jakoba; dia homeko ho lovanareo izany: Izaho no Jehovah.
Numbers 14:29Etỳ amin’ ity efitra ity no hiampatramparan’ ny fatinareo; ary ianareo rehetra izay voalamina araka ny nanisana anareo, dia ny hatramin’ ny roa-polo taona no ho miakatra, izay efa nimonomonona tamiko,
Deuteronomy 1:34Any nandre ny teninareo Jehovah, dia tezitra Izy ka nianiana hoe:
Psalms 95:11Ka dia nianiana tamin’ ny fahatezerako Aho hoe: Tsy hiditra amin’ ny fitsaharako mihitsy izy.
Hebrews 3:11Ary araka izany no nianianako tamin’ ny fahatezerako hoe: Tsy hiditra amin’ ny fitsaharako mihitsy izy".
Revelation 10:5Ary ny anjely, ilay efa hitako, dia nitsangana teo ambonin’ ny ranomasina sy teo ambonin’ ny tany, ka nanangana ny tànany ankavanana ho amin’ ny lanitra