The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 106 › Bokin'ny Salamo 106:31

Bokin'ny Salamo 106:31

Ary nisaina ho fahamarinany izany Hatramin’ ny taranaka fara mandimby mandrakizay.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And that was counted unto him for righteousness unto all generations for evermore.

In Context

30Fa nitsangana nandroso Finehasa ka nanao fitsarana; Dia nitsahatra ny areti-mandringana.

32Nampahatezitra an’ i Jehovah teo anilan’ ny ranon’ i Meriba ireo, Ka nisy nanjo an’ i Mosesy noho ny nataon’ ireo;

Read all of Bokin'ny Salamo 106

Cross References

Numbers 25:10Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:

Numbers 25:13ary izy sy ny zanany mandimby azy no hanana izany ho faneken’ ny fisoronana mandrakizay, satria nirehitra noho ny fitiavany an’ Andriamaniny izy ka nanao fanavotana ho an’ ny Zanak’ Isiraely.

Mark 14:3Ary nony tany Betania Jesosy tao an-tranon’ i Simona boka ka nipetraka nihinana, dia avy ny vehivavy anankiray nitondra tavoara alabastara feno menaka manitra nisy narda saro-bidy indrindra; dia novakiny ny tavoara, ka naidiny tamin’ ny lohan’ i Jesosy ny menaka.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 106:31

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 106:30Bokin'ny Salamo 106Bokin'ny Salamo 106:32 →