Bokin'ny Salamo 107:35
Mampody ny efitra ho rano monina Izy Sy ny tany maina ho loharano,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He turneth the wilderness into a standing water, and dry ground into watersprings.
In Context
34Ny tany mahavokatra ho tanin-tsira, Noho ny faharatsian’ ny mponina eo.
36Ary amponeniny eo izay noana, Mba hanamboatra tanana honenana;
Read all of Bokin'ny Salamo 107
Cross References
2 Kings 3:16Ary hoy Elisa: Izao no lazain’ i Jehovah: Ataovy feno lavaka ity lohasahan-driaka ity.
Job 38:27Mba hahavonto ny efitra sy ny tany foana, ary hampitsimoka ny ahitra vao mitsiry?
Psalms 114:8Izay mampody ny vatolampy ho rano monina Ary ny afovato ho loharano.
Isaiah 35:7Ny alonalona mitarehin-drano dia ho tonga farihy tokoa, ary ny tany mangentana ho loharano miboiboika; Ny fonenana izay amitsahan’ ny amboadia dia haniry volotara sy zozoro.
Isaiah 44:3Fa handatsaka rano amin’ izay mangetaheta Aho, ary riaka ho amin’ izay tany karankaina; Eny, handatsaka ny Fanahiko amin’ ny taranakao Aho, ary ny fitahiako ho amin’ ny terakao;