The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 109 › Bokin'ny Salamo 109:30

Bokin'ny Salamo 109:30

Hidera an’ i Jehovah indrindra amin’ ny vavako aho; Eny, eo amin’ ny olona maro no hiderako Azy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

I will greatly praise the LORD with my mouth; yea, I will praise him among the multitude.

In Context

29Mitafy henatra ny fahavaloko Ka misaron-kenatra tahaka ny lamba.

31Fa mitsangana eo ankavanan’ ny malahelo Izy Mba hamonjy azy amin’ izay manameloka ny fanahiny.

Read all of Bokin'ny Salamo 109

Cross References

Psalms 9:1Ho an’ ny mpiventy hira, Almoth-laben. Salamo nataon’ i Davida.

Psalms 22:23Hitory ny anaranao amin’ ny rahalahiko aho; eo amin’ ny fiangonana no hideràko Anao.

Psalms 71:22Izaho kosa hidera Anao amin’ ny valiha, dia ny fahamarinanao, Andriamanitro; hankalaza Anao amin’ ny lokanga aho, ry Iray Masin’ ny Isiraely ô.

Psalms 108:1Tonon-kira. Salamo nataon’ i Davida.

Psalms 116:12Inona no havaliko an’ i Jehovah Noho ny soa rehetra nataony tamiko?

Psalms 138:4Jehovah ô, hidera Anao ny mpanjaka rehetra amin’ ny tany, Fa handre ny tenin’ ny vavanao izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 109:30

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 109:29Bokin'ny Salamo 109Bokin'ny Salamo 109:31 →