The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 111 › Bokin'ny Salamo 111:8

Bokin'ny Salamo 111:8

Mitoetra mafy mandrakizay doria ireny, Fa natao tamin’ ny fahamarinana sy ny fahitsiana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

They stand fast for ever and ever, and are done in truth and uprightness.

In Context

7Ny asan’ ny tànany dia fahamarinana sy fitsarana; Mahatoky avokoa ny didiny rehetra;

9Manatitra fanavotana ho an’ ny olony Izy; Efa nanorina ny fanekeny ho mandrakizay Izy; Masìna sy mahatahotra ny anarany.

Read all of Bokin'ny Salamo 111

Cross References

Psalms 19:9Mahitsy ny fandidian’ i Jehovah, mahafaly ny fo; madio ny didin’ i Jehovah, mampahazava ny maso.

Psalms 119:127Izany no itiavako ny didinao mihoatra noho ny volamena, Eny, noho ny tena volamena aza.

Matthew 5:18Fa lazaiko aminareo marina tokoa: Mandra-pahafoan’ ny lanitra sy ny tany, dia tsy hisy ho foana akory amin’ ny lalàna, na dia litera iray na tendron-tsoratra iray aza, mandra-pahatanterak’ izy rehetra.

Romans 7:12Ka dia masìna tokoa ny lalàna, ary masìna ny didy sady marina no tsara.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 111:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 111:7Bokin'ny Salamo 111Bokin'ny Salamo 111:9 →